|
|
|
|

Entrée1  manganohano ny ranomaso
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Synonymes  4  mihandrohandro ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso
Mots élémentaires  5  manganohano, ranomaso

Mis à jour le 2023/06/19